Madagaskaro himnas: Skirtumas tarp puslapio versijų

4 baitai pašalinti ,  prieš 12 metų
S
wiki sintakse 3
S (robotas Pridedama: ro:Ry Tanindraza nay malala ô)
S (wiki sintakse 3)
 
== Žodžiai Malagasų kalba ==
: Ry Tanindrazanay malala ô
: Ry Madagasikara soa.
: Ny fitiavanay anao tsy miala,
: Fa ho anao ho anao doria tokoa.
:: Tahionao ry Zanahary
:: 'Ty Nosindrazanay ity
:: Hiadana sy ho finaritra
:: He sambatra tokoa izahay.
: Ry Tanindrazanay malala ô
: Irinay mba hanompoan'anao
: Ny tena sy fo fanahy anananay 'zay sarobidy
: Sy mendrika tokoa.
:: Tahionao ry Zanahary
:: 'Ty Nosindrazanay ity
:: Hiadana sy ho finaritra
:: He sambatra tokoa izahay.
: Ry Tanindrazanay malala ô
: Irinay mba hitahian' anao,
: Ka Ilay Nahary 'zao ton tolo izao no
: Fototra ijoroan, ny satanao.
:: Tahionao ry Zanahary
:: 'Ty Nosindrazanay ity
:: Hiadana sy ho finaritra
:: He sambatra tokoa izahay.
 
[[Kategorija:Valstybiniai himnai| ]]
427 096

pakeitimai